|
|
|
|

Teny iditra1  tahàka ny
Singan-teny  2  taka
Sokajin-teny  3  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara. [1.1]
Mpanahaka  5  Ohàtra, mitovy6  sahala, toy, toa
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpampiankin-teny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20